Siirry suoraan sisältöön
Tantaram-Piainana: Angano - Tononkalo
Tallenna

Tantaram-Piainana: Angano - Tononkalo

TANTARAM-PIAINANA Tantara noforonina, angano sy tononkalo maro samihafa nosoratina amin'ny fitenin'ny faritra avaratrin'ny nosy iny no ho hitanao ato anatin'ity boky fahatelo nosoratin'i Amad Tombovelo Zayad. JIJY MOMBA SIJIAVO Zaho iniany hivolana momba sijiavo, zaho iniany hikorana momba raha anabo,...FETIN'I NINDRY Fetiny iniany, ke izy falifaly, nanano metimety, nanova taly. Hatramin'ny salovana ndreky kisaly,...AZOVY NANDREHITRY MOTRO? Dimy ambin'ny folo taono izay nananaovako ity asa zandaro ary hefatra taono no niasako ho kapiteny eto Ampanefena. Ampanefena io tanana eo anelanelan'i Sambava ndreky vohemaro,...TELEPHONINY Tiako zaho fo telephone, isarombahany izikoa efa mi-sonne, fihininy tsy miala amin'ny tanany...
ISBN
9781326533878
Paino
310 grammaa
Julkaisupäivä
22.1.2016
Kustantaja
Lulu.com
Sivumäärä
76